21 Ary nahafinaritra an’i Jehovah ny hanitr’ilay izy, ka hoy i Jehovah anakampo: “Tsy hanozona ny tany+ noho ny ataon’ny olona intsony aho, satria mitarika azy hanao ratsy foana ny fony, efa hatramin’ny fahazazany.+ Dia tsy horinganiko hoatran’iny nataoko iny intsony ny zavamananaina rehetra.+