Salamo 35:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Maneso sy manambanimbany ahy* ireo tsy matahotra an’Andriamanitra;Mihidy vazana izy ireo satria tezitra amiko.+ Hebreo 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ny hafa kosa notsapaina ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana rojo vy+ sy nogadraina+ koa.
16 Maneso sy manambanimbany ahy* ireo tsy matahotra an’Andriamanitra;Mihidy vazana izy ireo satria tezitra amiko.+
36 Ny hafa kosa notsapaina ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana rojo vy+ sy nogadraina+ koa.