Jeremia 37:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia tezitra be tamin’i Jeremia ireo andriana,+ ka nikapoka azy ary nanagadra azy*+ tao an-tranon’i Jonatana mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.
15 Dia tezitra be tamin’i Jeremia ireo andriana,+ ka nikapoka azy ary nanagadra azy*+ tao an-tranon’i Jonatana mpitan-tsoratra, satria tao no natao fonja.