FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy ny mpisorona sy ny mpaminany tamin’ireo andriana sy ny vahoaka rehetra: “Mendrika ny homelohina ho faty ity lehilahy ity,+ satria naminany fa hisy loza hanjo an’ity tanàna ity. Ary ny sofinareo mihitsy no efa naheno an’izany.”+

  • Jeremia 38:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy ireo andriana tamin’ny mpanjaka: “Mba asaivo vonoina ho faty iny lehilahy iny,+ fa manakivy* an’ireo miaramila sisa ato an-tanàna sy ny vahoaka rehetra izany teniny izany. Tsy mitady izay hiadanan’ity firenena ity mantsy iny lehilahy iny, fa izay hahitany loza.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara