Jeremia 26:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy ny mpisorona sy ny mpaminany tamin’ireo andriana sy ny vahoaka rehetra: “Mendrika ny homelohina ho faty ity lehilahy ity,+ satria naminany fa hisy loza hanjo an’ity tanàna ity. Ary ny sofinareo mihitsy no efa naheno an’izany.”+
11 Dia hoy ny mpisorona sy ny mpaminany tamin’ireo andriana sy ny vahoaka rehetra: “Mendrika ny homelohina ho faty ity lehilahy ity,+ satria naminany fa hisy loza hanjo an’ity tanàna ity. Ary ny sofinareo mihitsy no efa naheno an’izany.”+