Salamo 49:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 49:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mba ho velona mandrakizay izy ka tsy ho lasa any amin’ny lavaka.*+ Salamo 143:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+
7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+