FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mandeha haingana noho ny famahanana tenona ny androko,+

      Ary lany tsy misy fanantenana.+

  • Joba 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Toy ny rano mikiky vato,

      Sy toy ny riaka mikaoka ny nofon-tany,

      No andravanao ny fanantenan’ny olombelona mety maty.

  • Joba 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Potipotehiny tanteraka ny fiainako mandra-pahafatiko;

      Ongotany toy ny hazo ny fanantenako.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara