FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 102:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Toy ny aloka efa tsy ho hita intsony* ny androko,+

      Ary malazo toy ny ahitra aho.+

  • Salamo 103:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+

      Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+

  • Salamo 144:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mihelina toy ny fofonaina+ ny olombelona;

      Toy ny aloka mandalo+ ny androm-piainany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara