Joba 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+
14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+