FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 103:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+

      Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+

      16 Vao tsofin’ny rivotra anefa izy dia tsy eo intsony,

      Hoatran’ny hoe tsy teo mihitsy.*

  • Isaia 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Izany misy miteny hoe: “Miantsoantsoa!”

      Dia misy mamaly hoe: “Hiantso hoe ahoana?”

      “Ahitra ihany ny olombelona* rehetra,

      Ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha daholo ny fitiavany sy ny tsy fivadihany.+

  • Jakoba 1:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary izay mpanankarena satria mietry.+ Ho levona hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha mantsy ny mpanankarena. 11 Fa rehefa miposaka ny masoandro ka tena mandoro ny hafanany, dia malazo ny zavamaniry ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo hoatr’izany koa izay mpanankarena variana mikatsaka harena.+

  • 1 Petera 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa “hoatran’ny ahitra ny olombelona* rehetra, ary hoatran’ny voninkazo eny an-tsaha ny voninahiny rehetra. Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara