Joba 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+ Salamo 90:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mifaoka olona tampoka ianao,+ ka miserana toy ny torimaso izy ireo;Toy ny ahitra mitsimoka+ izy ireo rehefa maraina. 6 Mamony izy rehefa maraina ka mandrobona,Nefa malazo sy maina+ rehefa hariva.
14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+
5 Mifaoka olona tampoka ianao,+ ka miserana toy ny torimaso izy ireo;Toy ny ahitra mitsimoka+ izy ireo rehefa maraina. 6 Mamony izy rehefa maraina ka mandrobona,Nefa malazo sy maina+ rehefa hariva.