1 Tantara 29:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa mpivahiny sy mpiavy izahay eo anatrehanao, hoatran’ny razambenay ihany.+ Toy ny aloka fotsiny mantsy ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina. Joba 14:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+
15 Fa mpivahiny sy mpiavy izahay eo anatrehanao, hoatran’ny razambenay ihany.+ Toy ny aloka fotsiny mantsy ny andronay etỳ an-tany,+ ka tsy misy antenaina.
14 “Ny olona atera-behivavyDia fohy andro iainana+ sady tototry ny olana.*+ 2 Mamelana toy ny voninkazo izy, dia malazo* avy eo;+Mandositra toy ny aloka izy, ka manjavona.+