Salamo 55:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Malefaka noho ny dibera ny teniny,+Nefa ady no ao am-pony. Malefaka noho ny menaka ny teniny,Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+ Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Malefaka noho ny dibera ny teniny,+Nefa ady no ao am-pony. Malefaka noho ny menaka ny teniny,Nefa toy ny sabatra efa notsoahana tao anaty tranony.+