Joba 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanjary mainty ny hoditro, dia mihofakofaka;+Main’ny hafanana* ny taolako. Salamo 102:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho izaho mitaraindraina mafy,+Dia taolana mifono hoditra sisa aho.+