Salamo 73:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+ Salamo 73:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy mba sahirana toy ny olon-kafa ireny,+Na mijaly hoatran’ny olona sasany.+