Isaia 40:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Iza no mahavita mandrefy* ny fanahin’i Jehovah?Ary iza no afaka mampianatra azy ka hanoro hevitra azy?+ 14 Iza no nanontaniany mba hanampy azy hisaina tsara,Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny?Iza no mampita fahalalana aminy,Na mampiseho azy ny atao hoe tena fahiratan-tsaina?+ Romanina 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa “iza no lasa nahafantatra ny ao an-tsain’i Jehovah,* ary iza no lasa mpanoro hevitra+ azy?” 1 Korintianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
13 Iza no mahavita mandrefy* ny fanahin’i Jehovah?Ary iza no afaka mampianatra azy ka hanoro hevitra azy?+ 14 Iza no nanontaniany mba hanampy azy hisaina tsara,Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny?Iza no mampita fahalalana aminy,Na mampiseho azy ny atao hoe tena fahiratan-tsaina?+