-
Joba 2:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i* Joba mpanompoko ve ianao? Tsy misy hoatr’azy eny ambonin’ny tany. Manao ny marina sy tsy mivadika*+ izy, sady matahotra an’Andriamanitra ka mifady ny ratsy. Mbola tsy mivadika mihitsy izy,+ na dia mampirisika ahy hamotika ny fiainany*+ tsy amin’antony aza ianao.”
-
-
Joba 32:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Tezitra be tamin’ny naman’i Joba telo lahy koa izy, satria tsy nahita havaly izy ireo fa Andriamanitra indray no nolazainy hoe ratsy fanahy.+
-