Genesisy 25:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary nanambady indray i Abrahama. Ketora no anaran’ilay vadiny. 2 Ireto avy no naterany tamin’i Abrahama, rehefa nandeha ny fotoana: Zimrana, Joksana, Medana, Midianina,+ Jisbaka, ary Soaha.+
25 Ary nanambady indray i Abrahama. Ketora no anaran’ilay vadiny. 2 Ireto avy no naterany tamin’i Abrahama, rehefa nandeha ny fotoana: Zimrana, Joksana, Medana, Midianina,+ Jisbaka, ary Soaha.+