FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa nandalo ny Ismaelita, izany hoe ny Midianita+ mpivarotra, dia nampiakarin’ny rahalahiny avy tao amin’ilay lavaka fanangonan-drano i Josefa. Dia namidin’izy ireo volafotsy 20 sekely+ tamin’ny Ismaelita izy, ka nentin’izy ireny nankany Ejipta.

  • Eksodosy 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tonga tany am-poto-tsofin’i Farao izany, ka nitady hamono an’i Mosesy izy. Nandositra azy anefa i Mosesy ka nandeha nipetraka tany Midianina.+ Rehefa tonga tany izy, dia nipetrapetraka teo akaikin’ny lavadrano iray.

  • Nomery 31:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+

  • Mpitsara 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nanjakazaka tamin’ny Israely ny Midianina.+ Noho ny nataon’ny Midianina, dia nanamboatra toerana hiafenany* ny Israelita. Nataon’izy ireo teny an-tendrombohitra izany sy tao amin’ireo lava-bato ary tany amin’ireo toerana sarotra aleha.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara