-
Joba 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ho faty tokoa ny jiron’ny ratsy fanahy,
Ary tsy hazava ny lelafony.+
-
-
Joba 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hosamborin’ny fandrika ny voditongony;
Ho azon’ny vela-pandrika izy.+
-