FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nankany Ofira+ izy ireo, ka naka volamena nilanja 420 talenta, ary nitondra an’izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.

  • Joba 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy voavidina volamena avy any Ofira+ izany,

      Na voavidina vato oniksa tsy fahita firy na safira.

  • Salamo 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Anisan’ny vehivavy ao an-dapanao ny zanakavavin’ireo mpanjaka.

      Mijoro eo ankavananao ny vadin’ny mpanjaka,* sady miravaka volamena avy any Ofira.+

  • Isaia 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny olona indray no hataoko vitsy kely raha oharina amin’ny volamena voadio,+

      Ary ny olombelona hataoko vitsy kely raha oharina amin’ny volamena avy any Ofira.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara