Joba 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i* Joba mpanompoko ve ianao? Tsy misy hoatr’azy eny ambonin’ny tany. Manao ny marina sy tsy mivadika*+ izy, sady matahotra an’Andriamanitra ka mifady ny ratsy.” Salamo 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantatr’i Jehovah mantsy ny lalan’ny olo-marina,+Fa ny lalan’ny ratsy fanahy kosa ho foana.+ Salamo 139:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i* Joba mpanompoko ve ianao? Tsy misy hoatr’azy eny ambonin’ny tany. Manao ny marina sy tsy mivadika*+ izy, sady matahotra an’Andriamanitra ka mifady ny ratsy.”