-
Isaia 32:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa nafoy ny tilikambo voaro mafy,
Ary nilaozana ilay tanàna naresaka be.+
Lasa ngazana tanteraka i Ofela+ sy ny tilikambo fiambenana,
Ka lasa toerana ifalifalian’ny ampondradia,
Sady lasa kijana ho an’ny andian’ondry.+
-
Jeremia 14:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mijanona eny amin’ny havoana mangadihady ny ampondradia.
Misefosefo toy ny alikadia izy.
Reraka ny masony satria tsy misy zavamaniry.+
-
-
-