-
Jaona 3:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony.
-