FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Efa ho tonga teo amin’izao tontolo izao ilay tena hazavana, izay manazava ny karazan’olona rehetra.+

  • Jaona 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 12 Hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao tontolo izao.+ Izay manaraka ahy dia tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy, fa hanana ny fahazavana+ manome fiainana.”

  • Jaona 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izaho no fahazavan’izao tontolo izao raha mbola eo amin’izao tontolo izao aho.”+

  • Jaona 12:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tonga aho mba ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ amin’izay tsy hijanona ao amin’ny maizina izay mino ahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara