16 Nahita hazavana be ny olona nipetraka tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana+ ireo nipetraka tao amin’ny faritra misy aloky ny fahafatesana.”+17 Nanomboka tamin’izay i Jesosy no nitory hoe: “Mibebaha fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra.”+
19 Izao no antony anamelohana ny olona: Tonga teo amin’izao tontolo izao ny mazava,+ saingy naleon’ny olona ny haizina toy izay ny mazava, satria ratsy ny ataony.