FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ny haizina ao amin’ilay tany anefa, dia tsy ho toy ny tamin’ny fotoam-pahoriana taloha, tamin’ny fotoana nanaovana tsinontsinona ny tanin’i Zebolona sy ny tanin’i Naftaly.+ Any aoriana kosa dia hataony mahazo voninahitra ilay tany, ilay lalana akaikin’ny ranomasina any amin’ny faritr’i Jordana, any Galilia fonenan’ny hafa firenena.

       2 Nahita hazavana be+

      Ny olona nandeha tao amin’ny haizina,

      Ary namirapiratan’ny hazavana

      Ireo nipetraka tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara