-
Matio 4:13-16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Niala tany Nazareta izy taorian’izay, dia nipetraka tao Kapernaomy,+ tanàna amoron-dranomasina, ao amin’ireo faritra misy an’i Zebolona sy Naftaly. 14 Tanteraka àry izay nasaina nolazain’i Isaia mpaminany hoe: 15 “Ry Galilia fonenan’ny hafa firenena, tanin’i Zebolona sy tanin’i Naftaly, izay eo amin’ny lalana mankany amin’ny ranomasina sady ampitan’ny Reniranon’i Jordana! 16 Nahita hazavana be ny olona nipetraka tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana+ ireo nipetraka tao amin’ny faritra misy aloky ny fahafatesana.”+
-