-
Salamo 107:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nisy tamin’izy ireo niaina tao anatin’ny haizim-pito,
Sady voagejan’ny fahoriana sy ny gadra vy.
-
-
Isaia 9:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nahita hazavana be+
Ny olona nandeha tao amin’ny haizina,
Ary namirapiratan’ny hazavana
Ireo nipetraka tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.
-