FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nahita hazavana be+

      Ny olona nandeha tao amin’ny haizina,

      Ary namirapiratan’ny hazavana

      Ireo nipetraka tao amin’ny tanin’ny haizim-pito.

  • Isaia 49:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ary hoy izy: “Tsy hoe mpanompoko fotsiny ianao,

      Ka hampitsangana ny fokon’i Jakoba,

      Sy hampiverina an’izay Israelita narovana tsy ho faty.

      Fa nomeko ho fahazavan’ny hafa firenena koa ianao,+

      Mba ho tonga hatrany amin’ny faran’ny tany ny famonjeko.”+

  • Matio 4:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nahita hazavana be ny olona nipetraka tao amin’ny haizina, ary niposahan’ny hazavana+ ireo nipetraka tao amin’ny faritra misy aloky ny fahafatesana.”+

  • Jaona 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mamirapiratra ao anatin’ny haizina ny hazavana,+ nefa tsy maharesy azy ny haizina.

  • Jaona 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia hoy i Jesosy: “Kely sisa no hisian’ny mazava eo aminareo. Mandehana eo amin’ny mazava dieny mbola eo aminareo ny mazava, mba tsy ho resin’ny haizina ianareo. Ary izay mandeha ao amin’ny haizina dia tsy mahalala izay alehany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara