-
Isaia 42:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Izaho Jehovah no miantso anao araka ny fahamarinana.
Mitazona ny tananao aho.
Hiaro anao aho, ary ianao no hataoko antoka* ho an’ny olona,+
Sy fahazavana ho an’ny firenena,+
-
Isaia 49:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy izy: “Tsy hoe mpanompoko fotsiny ianao,
Ka hampitsangana ny fokon’i Jakoba,
Sy hampiverina an’izay Israelita narovana tsy ho faty.
-
-
-