-
Isaia 49:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hoy izy: “Tsy hoe mpanompoko fotsiny ianao,
Ka hampitsangana ny fokon’i Jakoba,
Sy hampiverina an’izay Israelita narovana tsy ho faty.
-
-
Lioka 2:29-32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Ry Tompo Fara Tampony ô, avelanao handeha amim-piadanana+ amin’izay ny mpanomponao, araka ny efa nolazainao. 30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+ 31 izay nomaninao teo imason’ny firenena rehetra,+ 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona ny firenena+ sady voninahitry ny Israely vahoakanao.”
-