Isaia 49:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao no tenin’i Jehovah: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana aho no namaly anao,+Ary tamin’ny andro famonjena aho no nanampy anao.+Narovako foana ianao mba hataoko antoka ho an’ny vahoaka,+Mba hamerenana an’ilay tany amin’ny laoniny,Ka ho azon’izy ireo indray ny lovany.*+
8 Izao no tenin’i Jehovah: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana aho no namaly anao,+Ary tamin’ny andro famonjena aho no nanampy anao.+Narovako foana ianao mba hataoko antoka ho an’ny vahoaka,+Mba hamerenana an’ilay tany amin’ny laoniny,Ka ho azon’izy ireo indray ny lovany.*+