-
Joba 4:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 ‘Mety ho marina kokoa noho Andriamanitra ve ny olombelona mety maty?
Mety hadio kokoa noho ny Mpanao azy ve ny olona?’
18 Jereo fa ny mpanompony aza tsy atokisany,
Ary ny anjeliny* aza hitany hoe misy tsininy,
-