-
Jeremia 20:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ho voaozona anie ny andro nahaterahako!
Tsy hotahina anie ny andro niterahan’i Neny ahy!+
15 Ho voaozona anie ilay olona nilaza vaovao tsara tamin’i Dada hoe:
“Tera-dahy ianao!”
Faly be i Dada tamin’izay.
-