Salamo 139:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha miakatra eny amin’ny lanitra aho, dia eny ianao,Ary raha mamelatra ny fandrianako ao amin’ny Fasana* aho, dia any koa ianao.+ Hebreo 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+
8 Raha miakatra eny amin’ny lanitra aho, dia eny ianao,Ary raha mamelatra ny fandrianako ao amin’ny Fasana* aho, dia any koa ianao.+
13 Ary tsy misy zavaboary miafina eo imasony,+ fa ny zavatra rehetra dia mihanjahanja sy mibaribary eo imason’ilay hanao ampamoaka antsika.+