-
Mpitoriteny 11:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Rehefa vonton-drano ny rahona, dia handrotsaka orana amin’ny tany. Ary raha mianjera mianatsimo na mianavaratra ny hazo, dia eo amin’izay ianjerany ihany no hisy azy.
-