12 Iza no mahavita mamatra ny rano rehetra amin’ny felatanany,+
Sy mandrefy ny lanitra amin’ny irain-jehy?
Iza no mahavita mamatra ny vovoky ny tany amin’ny kapoaka,+
Na mandanja ny tendrombohitra amin’ny fandanjana,
Sy mandanja ny havoana amin’ny mizana?