4 Iza no niakatra tany an-danitra ka nidina avy any?+
Iza no nahavita nanangona rivotra tamin’ny tanany roa?
Iza no nahavita nandrakotra ny rano tamin’ny akanjony?+
Iza no nahavita namaritra ny faran’ny tany?+
Iza no anarany, ary iza no anaran’ny zanany, raha fantatrao?