-
Salamo 18:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Henjehiko ny fahavaloko ka ho tratrako;
Tsy hiverina aho raha tsy efa ringana tanteraka izy ireny.
-
-
Salamo 18:41Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Miantso vonjy izy ireny, nefa tsy misy mamonjy;
Miantso an’i Jehovah mihitsy aza izy ireny, nefa tsy valiany.
-
-
Ohabolana 28:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izay tsy mety mihaino ny lalàna,
Na ny vavaka ataony aza maharikoriko.+
-
-
Jakoba 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Rehefa tena mangataka ianareo dia tsy mahazo, satria ratsy ny antony angatahanareo. Te hanome fahafaham-po ny fanirian’ny nofonareo fotsiny mantsy ianareo.
-