-
2 Mpanjaka 22:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hahatonga loza amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho, araka ny teny rehetra ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+
-
-
Jeremia 6:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Henoy, ry tany ô!
-
-
Ezekiela 7:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ho avy ny loza, dia loza mbola tsy nisy hoatr’izany!+
-