2 Mpanjaka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hahatonga loza lehibe amin’i Jerosalema+ sy Joda aho, ka izay maheno momba an’izany dia hangorintsina ny sofiny roa.+ Daniela 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.
12 Koa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hahatonga loza lehibe amin’i Jerosalema+ sy Joda aho, ka izay maheno momba an’izany dia hangorintsina ny sofiny roa.+
12 Notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitondra nitondra anay.* Koa nandefasanao loza lehibe izahay, ary mbola tsy nisy loza hoatran’ny nanjo an’i Jerosalema+ mihitsy na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra.