FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 41:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 “Mahasambotra Leviatana*+ amin’ny lelam-pintana ve ianao,

      Sa mahafatotra ny lelany amin’ny tady?

  • Joba 41:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy misy sahy mila ady aminy.

      Koa iza no hahavita hanohitra ahy?+

  • Salamo 104:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tena lehibe sy midadasika koa ny ranomasina,

      Izay ahitana zavamananaina kely sy lehibe tsy hita isa sady mifanaretsaka.+

      26 Any no mivezivezy ny sambo,

      Ary any koa ny Leviatana,*+ izay nataonao hilalao any.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara