-
Asan’ny Apostoly 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nomen’Andriamanitra fanomezana maimaim-poana isika satria nino an’i Jesosy Kristy Tompo. Koa raha nomen’Andriamanitra an’izany fanomezana izany koa izy ireo, dia iza moa aho no hahasakana an’Andriamanitra?”+
-
-
Romanina 9:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Hiteny amiko àry ianao hoe: “Dia maninona izy no mbola manome tsiny ihany? Fa iza no mahavita manohitra ny sitrapony?”
-