FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Avy aminao ny harena sy ny voninahitra,+ ary ianao no manjaka amin’ny zava-drehetra.+ Eo am-pelatananao ny hery+ sy ny tanjaka,+ ary vitanao ny manandratra+ sy manatanjaka ny olon-drehetra.+

  • Isaia 40:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Hoatran’ny rano indray mitete avy amin’ny siny ireo firenena,

      Ary toy ny vovoka manify eo amin’ny mizana no fiheverana azy.+

      Manainga an’ireo nosy izy, toy ny manainga piti-bovoka.

  • Isaia 40:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny firenena rehetra dia toy ny tsy misy, eo anatrehany.+

      Tsinontsinona sy tsy misy dikany ireny aminy.+

  • Daniela 4:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara