Deoteronomia 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 dia tadidio fa i Jehovah Andriamanitrao no manome hery anao mba hahazoana harena.+ Tiany hotanterahina mantsy ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao, hoatran’izao androany izao.+ Ohabolana 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Filipianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 dia tadidio fa i Jehovah Andriamanitrao no manome hery anao mba hahazoana harena.+ Tiany hotanterahina mantsy ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao, hoatran’izao androany izao.+