Salamo 62:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Toy ny fofonaina fotsiny ny zanak’olombelona,Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+ Raha miara-atao eo ambony mizana izy ireo, dia maivana kokoa noho ny fofonaina.+
9 Toy ny fofonaina fotsiny ny zanak’olombelona,Tsy azo ianteherana ny taranak’olombelona.+ Raha miara-atao eo ambony mizana izy ireo, dia maivana kokoa noho ny fofonaina.+