-
Isaia 40:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Hoatran’ny rano indray mitete avy amin’ny siny ireo firenena,
Ary toy ny vovoka manify eo amin’ny mizana no fiheverana azy.+
Manainga an’ireo nosy izy, toy ny manainga piti-bovoka.
-