FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 6:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Aza mitsiriritra azy ao am-ponao satria hoe tsara tarehy izy,+

      Ary aza manaiky ho babon’ny masony manintona,

      26 Fa ny vehivavy mpivaro-tena no mahatonga ny lehilahy tsy hanana afa-tsy sombi-mofo,+

      Ary ny vehivavy efa vadin’olona, mamelatra fandrika hamandrihana aina sarobidy.

      27 Misy olona afaka manangona vainafo eo an-tratrany ve, nefa tsy ho may ny akanjony?+

  • Ohabolana 7:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Lalana mankany amin’ny Fasana* ny tranony,

      Dia lalana midina mankany amin’ny efitra anatiny misy ny maty.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara