Matio 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 1:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsapaina anefa ny tsirairay rehefa voasariky ny faniriany sy manaiky ho resin’izany.*+ 15 Ary ny faniriana rehefa avela hitombo* dia miteraka ota, ary ny ota kosa rehefa tanterahina dia mahatonga fahafatesana.+
14 Tsapaina anefa ny tsirairay rehefa voasariky ny faniriany sy manaiky ho resin’izany.*+ 15 Ary ny faniriana rehefa avela hitombo* dia miteraka ota, ary ny ota kosa rehefa tanterahina dia mahatonga fahafatesana.+